plt_tn/ezk/16/08.md

342 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny tovovavy.

Nandalo teo aminao indray Aho

Ity dia mba hilazana fa nandalo teo amin'ilay tovovavy i Yaveh

tonga taminao ny fotoan'ny fitiavana

Ity dia mba hilazana fa hitan'i Yaveh hoe efa lehibe ilay tovovavy raha hanambady.