# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny tovovavy. # Nandalo teo aminao indray Aho Ity dia mba hilazana fa nandalo teo amin'ilay tovovavy i Yaveh # tonga taminao ny fotoan'ny fitiavana Ity dia mba hilazana fa hitan'i Yaveh hoe efa lehibe ilay tovovavy raha hanambady.