plt_tn/ezk/16/01.md

16 lines
546 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'i Ezekiela momban'ny fiandohan'ny vahoakan'Israely.
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# Ny fiandohanao sy ny nahaterahana
Ireo roa ireo dia samy miresaka ny fotoana nananganana ny tanànan'i Jerosalema.
# Amorita ny rainao, ary Hetita ny reninao
Ireo firenena roa ireo dia samy nampandroso ny tanànan'i Jerosalema talohan'ny nisian'ny vahoakan'Israely. DH: "ianao dia natsangan'ireo Amorita sy ireo Hetita"