# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'i Ezekiela momban'ny fiandohan'ny vahoakan'Israely. # tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # Ny fiandohanao sy ny nahaterahana Ireo roa ireo dia samy miresaka ny fotoana nananganana ny tanĂ nan'i Jerosalema. # Amorita ny rainao, ary Hetita ny reninao Ireo firenena roa ireo dia samy nampandroso ny tanĂ nan'i Jerosalema talohan'ny nisian'ny vahoakan'Israely. DH: "ianao dia natsangan'ireo Amorita sy ireo Hetita"