plt_tn/ezk/16/01.md

546 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'i Ezekiela momban'ny fiandohan'ny vahoakan'Israely.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

Ny fiandohanao sy ny nahaterahana

Ireo roa ireo dia samy miresaka ny fotoana nananganana ny tanànan'i Jerosalema.

Amorita ny rainao, ary Hetita ny reninao

Ireo firenena roa ireo dia samy nampandroso ny tanànan'i Jerosalema talohan'ny nisian'ny vahoakan'Israely. DH: "ianao dia natsangan'ireo Amorita sy ireo Hetita"