plt_tn/ezk/15/01.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh dia miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ity fizaràna ity.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"miteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

inona no mahatsara ny tahom-boaloboka bebe kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala?

DH: "ny tahom-boaloboka dia tsy tsara kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala."

Moa ve ny olona maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra?

DH: "Ny olona dia tsy maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra."

moa ve izy ireo manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra?

DH: "izy ireo dia tsy manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra"

Raha atsipy anaty afo atao kitay izany, ary raha nandoro ny morony roa sy ny eo afovoany ny afo, moa mbola tsara hanaovan-javatra ve izany?

DH: Raha toa ny afo ka nandoro ny morony sy ny eo afovoany, dia azo antoka fa sy tsara hanaovan-javatra intsony izany!