# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh dia miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ity fizaràna ity. # tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "miteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # inona no mahatsara ny tahom-boaloboka bebe kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala? DH: "ny tahom-boaloboka dia tsy tsara kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala." # Moa ve ny olona maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra? DH: "Ny olona dia tsy maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra." # moa ve izy ireo manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra? DH: "izy ireo dia tsy manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra" # Raha atsipy anaty afo atao kitay izany, ary raha nandoro ny morony roa sy ny eo afovoany ny afo, moa mbola tsara hanaovan-javatra ve izany? DH: Raha toa ny afo ka nandoro ny morony sy ny eo afovoany, dia azo antoka fa sy tsara hanaovan-javatra intsony izany!