plt_tn/ezk/15/01.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh dia miresaka amin'i Ezekiela ao amin'ity fizaràna ity.
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"miteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# inona no mahatsara ny tahom-boaloboka bebe kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala?
DH: "ny tahom-boaloboka dia tsy tsara kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana izay eo amin'ireo hazo ao an'ala."
# Moa ve ny olona maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra?
DH: "Ny olona dia tsy maka hazo avy amin'ny tahom-boaloboka mba hanaovana zavatra."
# moa ve izy ireo manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra?
DH: "izy ireo dia tsy manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan-javatra"
# Raha atsipy anaty afo atao kitay izany, ary raha nandoro ny morony roa sy ny eo afovoany ny afo, moa mbola tsara hanaovan-javatra ve izany?
DH: Raha toa ny afo ka nandoro ny morony sy ny eo afovoany, dia azo antoka fa sy tsara hanaovan-javatra intsony izany!