plt_tn/ezk/14/07.md

606 B

izay mandray ao am-pony ireo sampiny

DH: "izay mihevitra an'ireo sampiny ho tena manan-danja" na "izay manana fitiavana ho an'ireo sampiny"

mametraka vato fanafintohinana ny helony eo anoloan'ny tavany

DH: "ny sampy izay nanotàny tamin'ny alalan'ny fanompoana izany"

hanandrina izany lehilahy izany ny tavako

DH: "hanohitra azy Aho" na "hanolotra ny fifantohako mba hanohitra azy Aho"

hanao azy ho famantarana sy ohabolana

Eto ireo teny hoe "famantarana" sy "ohabolana" dia maneho zavatra izay ampiasaina ho fampitandremana an'ireo hafa momba an'ireo vokatra ratsin'ny fitondrantena ratsy.