# izay mandray ao am-pony ireo sampiny DH: "izay mihevitra an'ireo sampiny ho tena manan-danja" na "izay manana fitiavana ho an'ireo sampiny" # mametraka vato fanafintohinana ny helony eo anoloan'ny tavany DH: "ny sampy izay nanotàny tamin'ny alalan'ny fanompoana izany" # hanandrina izany lehilahy izany ny tavako DH: "hanohitra azy Aho" na "hanolotra ny fifantohako mba hanohitra azy Aho" # hanao azy ho famantarana sy ohabolana Eto ireo teny hoe "famantarana" sy "ohabolana" dia maneho zavatra izay ampiasaina ho fampitandremana an'ireo hafa momba an'ireo vokatra ratsin'ny fitondrantena ratsy.