plt_tn/ezk/14/07.md

16 lines
606 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay mandray ao am-pony ireo sampiny
DH: "izay mihevitra an'ireo sampiny ho tena manan-danja" na "izay manana fitiavana ho an'ireo sampiny"
# mametraka vato fanafintohinana ny helony eo anoloan'ny tavany
DH: "ny sampy izay nanotàny tamin'ny alalan'ny fanompoana izany"
# hanandrina izany lehilahy izany ny tavako
DH: "hanohitra azy Aho" na "hanolotra ny fifantohako mba hanohitra azy Aho"
# hanao azy ho famantarana sy ohabolana
Eto ireo teny hoe "famantarana" sy "ohabolana" dia maneho zavatra izay ampiasaina ho fampitandremana an'ireo hafa momba an'ireo vokatra ratsin'ny fitondrantena ratsy.