plt_tn/ezk/13/08.md

951 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy mamerina an'ireo fehezanteny amin'ny fomba hafa mba hanehoana ny fahamarinan'ireo.

nanana fahitana diso sy nilaza lainga

DH: "nandainga ho nahazo hafatra avy amin' Andriamanitra"

fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

Hamely ireo mpaminany ny tanako

ny teny hoe "tanana" matetika dia nampiasaina ho fanehoana ny fahefan'i Yaveh.

manana fahitana mandainga sy izay manao faminaniana sandoka

DH: "izay manana hafatra avy amin'Andriamanitra nefa mandainga"

ao amin'ny fiangonan'ny vahoakako, na ho soratana anarana ao amin'ny firaketan'ny ankohonan'Israely

DH: "voasoratra anaty lisitra ho iray amin'ny vahoakako" Ity dia fomba roa hamaritana zavatra mitovy.

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

ho fantatrareo fa Izaho no Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.