# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy mamerina an'ireo fehezanteny amin'ny fomba hafa mba hanehoana ny fahamarinan'ireo. # nanana fahitana diso sy nilaza lainga DH: "nandainga ho nahazo hafatra avy amin' Andriamanitra" # fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # Hamely ireo mpaminany ny tanako ny teny hoe "tanana" matetika dia nampiasaina ho fanehoana ny fahefan'i Yaveh. # manana fahitana mandainga sy izay manao faminaniana sandoka DH: "izay manana hafatra avy amin'Andriamanitra nefa mandainga" # ao amin'ny fiangonan'ny vahoakako, na ho soratana anarana ao amin'ny firaketan'ny ankohonan'Israely DH: "voasoratra anaty lisitra ho iray amin'ny vahoakako" Ity dia fomba roa hamaritana zavatra mitovy. # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # ho fantatrareo fa Izaho no Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.