plt_tn/ezk/13/08.md

32 lines
951 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy mamerina an'ireo fehezanteny amin'ny fomba hafa mba hanehoana ny fahamarinan'ireo.
# nanana fahitana diso sy nilaza lainga
DH: "nandainga ho nahazo hafatra avy amin' Andriamanitra"
# fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# Hamely ireo mpaminany ny tanako
ny teny hoe "tanana" matetika dia nampiasaina ho fanehoana ny fahefan'i Yaveh.
# manana fahitana mandainga sy izay manao faminaniana sandoka
DH: "izay manana hafatra avy amin'Andriamanitra nefa mandainga"
# ao amin'ny fiangonan'ny vahoakako, na ho soratana anarana ao amin'ny firaketan'ny ankohonan'Israely
DH: "voasoratra anaty lisitra ho iray amin'ny vahoakako" Ity dia fomba roa hamaritana zavatra mitovy.
# ankohonan'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
# ho fantatrareo fa Izaho no Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.