plt_tn/ezk/12/24.md

557 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

Tsy ho tara intsony ireo izay nolazaiko

"hitranga tsy ho ela izay nolazaiko"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

Fa hiteny izany teny izany Aho

Ireo mety ho heviny dia 1) "ny zavatra rehetra izay lazaiko dia hitranga" (UDB) na 2) "hiteny izany hafatra izany" na 3) "hiteny izany faminaniana izany"

amin'ny andronareo

"raha mbola velona ianareo"