# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # Tsy ho tara intsony ireo izay nolazaiko "hitranga tsy ho ela izay nolazaiko" # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # Fa hiteny izany teny izany Aho Ireo mety ho heviny dia 1) "ny zavatra rehetra izay lazaiko dia hitranga" (UDB) na 2) "hiteny izany hafatra izany" na 3) "hiteny izany faminaniana izany" # amin'ny andronareo "raha mbola velona ianareo"