plt_tn/ezk/12/24.md

24 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# ankohonan'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
# Tsy ho tara intsony ireo izay nolazaiko
"hitranga tsy ho ela izay nolazaiko"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# Fa hiteny izany teny izany Aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny zavatra rehetra izay lazaiko dia hitranga" (UDB) na 2) "hiteny izany hafatra izany" na 3) "hiteny izany faminaniana izany"
# amin'ny andronareo
"raha mbola velona ianareo"