plt_tn/ezk/12/04.md

378 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Andriamanitra dia miresaka amin'i Ezekiela mamaritra ny fomba tokony hanaovany an'ilay fanoharana.

imason'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan' Israely.

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:16.

napetrako ho famantarana ianao

DH: "napetrako ho fanitsiana ny eritreritr'izy ireo ianao"