plt_tn/ezk/12/04.md

16 lines
378 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Andriamanitra dia miresaka amin'i Ezekiela mamaritra ny fomba tokony hanaovany an'ilay fanoharana.
# imason'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan' Israely.
# ankohonan'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:16.
# napetrako ho famantarana ianao
DH: "napetrako ho fanitsiana ny eritreritr'izy ireo ianao"