# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Andriamanitra dia miresaka amin'i Ezekiela mamaritra ny fomba tokony hanaovany an'ilay fanoharana. # imason'izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan' Israely. # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:16. # napetrako ho famantarana ianao DH: "napetrako ho fanitsiana ny eritreritr'izy ireo ianao"