plt_tn/ezk/10/15.md

762 B

kerobima

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:10.

zava-manan'aina

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:13.

ony Kebara

Ity dia renirano izay nohadian'ny vahoaka any Kaldea mba hanome rano ny sahan'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1.

niainga

"niakatra teny amin'ny habakabaka"

Mbola nijanona teo anilany ireo

"nijanona niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia." Fandikana hafa: "nikisaka niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia."

nijanona

"tsy nihetsika"

tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina

Ireo mety ho heviny dia 1) "nifehy an'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina" na 2) "nitovy tamin'ny fanahy tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:19.