plt_tn/ezk/10/15.md

28 lines
762 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# kerobima
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:10.
# zava-manan'aina
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:13.
# ony Kebara
Ity dia renirano izay nohadian'ny vahoaka any Kaldea mba hanome rano ny sahan'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1.
# niainga
"niakatra teny amin'ny habakabaka"
# Mbola nijanona teo anilany ireo
"nijanona niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia." Fandikana hafa: "nikisaka niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia."
# nijanona
"tsy nihetsika"
# tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina
Ireo mety ho heviny dia 1) "nifehy an'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina" na 2) "nitovy tamin'ny fanahy tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:19.