# kerobima Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:10. # zava-manan'aina Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:13. # ony Kebara Ity dia renirano izay nohadian'ny vahoaka any Kaldea mba hanome rano ny sahan'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1. # niainga "niakatra teny amin'ny habakabaka" # Mbola nijanona teo anilany ireo "nijanona niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia." Fandikana hafa: "nikisaka niaraka tamin'ireo kerobima ireo kodia." # nijanona "tsy nihetsika" # tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina Ireo mety ho heviny dia 1) "nifehy an'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina" na 2) "nitovy tamin'ny fanahy tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava-manan'aina." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:19.