plt_tn/ezk/08/01.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela milaza momban'ny fahitana hafa izay hitany.

Ary tamin'ny

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ilay tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana izany, dia ampiasao eto izany.

amin'ny taona fahenina

DH: "tamin'ny taona fahenina nanaovana sesintany an'i Joiakima mpanjaka"

volana fahenina, tamin'ny andro fahadimin'ny volana

"ny andro fahadimin'ny volana fahenina." Ity dia volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy dia manakaiky ny fiantombohan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

nilatsaka teo amiko tao indray ny tanan'ny Tompo Yaveh

Tokony hadika ara-bakiteny ity, araka ny fahitan'i Ezekiela zavatra toy ny tanana ao aoriana. Ireo hafa dia mety hisafidy ny handray ny tanana ho sarinteny ho an'ny fanatrehana na fahefan'i Yaveh. (UDB)

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.

nilatsaha

"nihazona"

vy manjelatra

Rehefa tena mafana ny vy, dia mamiratra mavo na volomboasary izany.