# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela milaza momban'ny fahitana hafa izay hitany. # Ary tamin'ny Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ilay tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana izany, dia ampiasao eto izany. # amin'ny taona fahenina DH: "tamin'ny taona fahenina nanaovana sesintany an'i Joiakima mpanjaka" # volana fahenina, tamin'ny andro fahadimin'ny volana "ny andro fahadimin'ny volana fahenina." Ity dia volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy dia manakaiky ny fiantombohan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana. # nilatsaka teo amiko tao indray ny tanan'ny Tompo Yaveh Tokony hadika ara-bakiteny ity, araka ny fahitan'i Ezekiela zavatra toy ny tanana ao aoriana. Ireo hafa dia mety hisafidy ny handray ny tanana ho sarinteny ho an'ny fanatrehana na fahefan'i Yaveh. (UDB) # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4. # nilatsaha "nihazona" # vy manjelatra Rehefa tena mafana ny vy, dia mamiratra mavo na volomboasary izany.