plt_tn/ezk/08/01.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela milaza momban'ny fahitana hafa izay hitany.
# Ary tamin'ny
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ilay tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana izany, dia ampiasao eto izany.
# amin'ny taona fahenina
DH: "tamin'ny taona fahenina nanaovana sesintany an'i Joiakima mpanjaka"
# volana fahenina, tamin'ny andro fahadimin'ny volana
"ny andro fahadimin'ny volana fahenina." Ity dia volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy dia manakaiky ny fiantombohan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# nilatsaka teo amiko tao indray ny tanan'ny Tompo Yaveh
Tokony hadika ara-bakiteny ity, araka ny fahitan'i Ezekiela zavatra toy ny tanana ao aoriana. Ireo hafa dia mety hisafidy ny handray ny tanana ho sarinteny ho an'ny fanatrehana na fahefan'i Yaveh. (UDB)
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
# nilatsaha
"nihazona"
# vy manjelatra
Rehefa tena mafana ny vy, dia mamiratra mavo na volomboasary izany.