plt_tn/ezk/07/20.md

741 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.

hatolotro eo an-tanan'ireo vahiny ireo zavatra ireo

Ny teny hoe "tanana" dia nampiasaina mba hanehoana fanaraha-maso. "hatolotro eo amin'ny fanaraha-mason'ny olona izay tsy fantany ireo sampy ireo" na "hatolotro ho an'ireo vahoaka izay tsy fantany ireo sampy ireo"

babo

zavatra izay nangalarina na nalaina an-keriny.

handoto ireo izy ireo

Ireo vahiny sy ireo olon-dratsy dia handoto an'ireo sampy izay nataon'ny vahoakan'Israely.

hanodina ny tavako amin'izy ireo Aho

"tsy hifantoka amin'izy ireo Aho" na "hijery any an-kafa Aho" na "tsy ho tsikaritro"

ny toerana sarobidiko

"ny toerana izay tiako." Ity dia maneho ny tempolin'Andriamanitra.