plt_tn/ezk/07/20.md

24 lines
741 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.
# hatolotro eo an-tanan'ireo vahiny ireo zavatra ireo
Ny teny hoe "tanana" dia nampiasaina mba hanehoana fanaraha-maso. "hatolotro eo amin'ny fanaraha-mason'ny olona izay tsy fantany ireo sampy ireo" na "hatolotro ho an'ireo vahoaka izay tsy fantany ireo sampy ireo"
# babo
zavatra izay nangalarina na nalaina an-keriny.
# handoto ireo izy ireo
Ireo vahiny sy ireo olon-dratsy dia handoto an'ireo sampy izay nataon'ny vahoakan'Israely.
# hanodina ny tavako amin'izy ireo Aho
"tsy hifantoka amin'izy ireo Aho" na "hijery any an-kafa Aho" na "tsy ho tsikaritro"
# ny toerana sarobidiko
"ny toerana izay tiako." Ity dia maneho ny tempolin'Andriamanitra.