# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely. # hatolotro eo an-tanan'ireo vahiny ireo zavatra ireo Ny teny hoe "tanana" dia nampiasaina mba hanehoana fanaraha-maso. "hatolotro eo amin'ny fanaraha-mason'ny olona izay tsy fantany ireo sampy ireo" na "hatolotro ho an'ireo vahoaka izay tsy fantany ireo sampy ireo" # babo zavatra izay nangalarina na nalaina an-keriny. # handoto ireo izy ireo Ireo vahiny sy ireo olon-dratsy dia handoto an'ireo sampy izay nataon'ny vahoakan'Israely. # hanodina ny tavako amin'izy ireo Aho "tsy hifantoka amin'izy ireo Aho" na "hijery any an-kafa Aho" na "tsy ho tsikaritro" # ny toerana sarobidiko "ny toerana izay tiako." Ity dia maneho ny tempolin'Andriamanitra.