plt_tn/ezk/05/11.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.
# Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—izany
ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh dia miresaka ny tenany toy ny hoe olona hafa Izy DH: "Aho—Izaho, Tompo Yaveh, dia manao izao fanambarana izao—izany" na 2) Ezekiela dia mampatsiahy an'ireo mpamakiny fa milaza ny tenin'i Yaveh izy DH: "Aho'—izany no fanambaran'i Yaveh—'izany"
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
# nandoto ny fitoerako masina
nandrava ny toerana izay natokan'i Yaveh ho amin'izay ilainy fotsiny,
# miaraka amin'ireo zavatra maharikoriko
"miaraka amin'ireo zavatrareo izay halako." Mety mila ataonao mazava tsara fa ity dia maneho an'ireo sampy: "miaraka amin'ireo sampy izay halako" na "miaraka amin'ireo sampy maharikorikonareo" (UDB).
# ireo asanareo maharikoriko rehetra
"miaraka amin'ireo zavatra maharikoriko rehetra izay ataonao"
# tsy hanana fiantrana aminareo ny masoko
Ny teny hoe "maso" dia sarinteny ho an'i Yaveh. DH: "Tsy hiantra anareo Aho"
# tsy hitsitsy anareo Aho
"azo antoka fa hanasazy anareo Aho"
# ho fatin'ny mosary eo afovoanao izy ireo
"maro amin'izy ireo no ho faty nohon'ny mosary"