plt_tn/ezk/05/11.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.

Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—izany

ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh dia miresaka ny tenany toy ny hoe olona hafa Izy DH: "Aho—Izaho, Tompo Yaveh, dia manao izao fanambarana izao—izany" na 2) Ezekiela dia mampatsiahy an'ireo mpamakiny fa milaza ny tenin'i Yaveh izy DH: "Aho'—izany no fanambaran'i Yaveh—'izany"

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.

nandoto ny fitoerako masina

nandrava ny toerana izay natokan'i Yaveh ho amin'izay ilainy fotsiny,

miaraka amin'ireo zavatra maharikoriko

"miaraka amin'ireo zavatrareo izay halako." Mety mila ataonao mazava tsara fa ity dia maneho an'ireo sampy: "miaraka amin'ireo sampy izay halako" na "miaraka amin'ireo sampy maharikorikonareo" (UDB).

ireo asanareo maharikoriko rehetra

"miaraka amin'ireo zavatra maharikoriko rehetra izay ataonao"

tsy hanana fiantrana aminareo ny masoko

Ny teny hoe "maso" dia sarinteny ho an'i Yaveh. DH: "Tsy hiantra anareo Aho"

tsy hitsitsy anareo Aho

"azo antoka fa hanasazy anareo Aho"

ho fatin'ny mosary eo afovoanao izy ireo

"maro amin'izy ireo no ho faty nohon'ny mosary"