plt_tn/ezk/03/26.md

28 lines
592 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy miresaka amin'i Ezekiela ilay Fanahy.
# lanilany
"faritra ambonin'ny aty vava"
# ho lasa moana ianao
"tsy ho afaka ny hiteny ianao"
# taranaka
Ity dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Vondron'olona" Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
# ho sokafako ny vavanao
"ataoko ho afaka ny hiteny ianao"
# ny iray izay tsy mihaino dia tsy hihaino
"izay mandà ny hihaino dia tsy hihaino"
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.