# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy miresaka amin'i Ezekiela ilay Fanahy. # lanilany "faritra ambonin'ny aty vava" # ho lasa moana ianao "tsy ho afaka ny hiteny ianao" # taranaka Ity dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Vondron'olona" Adikao toy ny tao amin'ny 2:4. # ho sokafako ny vavanao "ataoko ho afaka ny hiteny ianao" # ny iray izay tsy mihaino dia tsy hihaino "izay mandà ny hihaino dia tsy hihaino" # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.