plt_tn/ezk/03/26.md

592 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy miresaka amin'i Ezekiela ilay Fanahy.

lanilany

"faritra ambonin'ny aty vava"

ho lasa moana ianao

"tsy ho afaka ny hiteny ianao"

taranaka

Ity dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Vondron'olona" Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.

ho sokafako ny vavanao

"ataoko ho afaka ny hiteny ianao"

ny iray izay tsy mihaino dia tsy hihaino

"izay mandà ny hihaino dia tsy hihaino"

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.