plt_tn/ezk/03/20.md

16 lines
532 B
Markdown

# vato fanafintohina
Ireo mety ho heviny dia 1) "manao zavatra ratsy mba hitranga aminy" (UDB) na 2) "mampanota azy am-pahibemaso"
# ho faty ao amin'ny fahotany izy
"ho faty toy ny mpanota izy" na "ho faty toy ny olo-meloka izy satria tsy nankato Ahy"
# takiko amin'ny tananao ny ràny
Fomba fiteny amin'ny fihazonana olona iray ho tompon'andraikitra na meloka amin'ny famonoana olona ity. DH: "ho entiko toy ny hoe namono azy ianao" Adikao toy ny tao amin'ny 3:16.
# satria nampitandremana
DH: "satria nampitandreminao izy"