plt_tn/ezk/03/20.md

532 B

vato fanafintohina

Ireo mety ho heviny dia 1) "manao zavatra ratsy mba hitranga aminy" (UDB) na 2) "mampanota azy am-pahibemaso"

ho faty ao amin'ny fahotany izy

"ho faty toy ny mpanota izy" na "ho faty toy ny olo-meloka izy satria tsy nankato Ahy"

takiko amin'ny tananao ny ràny

Fomba fiteny amin'ny fihazonana olona iray ho tompon'andraikitra na meloka amin'ny famonoana olona ity. DH: "ho entiko toy ny hoe namono azy ianao" Adikao toy ny tao amin'ny 3:16.

satria nampitandremana

DH: "satria nampitandreminao izy"