# vato fanafintohina Ireo mety ho heviny dia 1) "manao zavatra ratsy mba hitranga aminy" (UDB) na 2) "mampanota azy am-pahibemaso" # ho faty ao amin'ny fahotany izy "ho faty toy ny mpanota izy" na "ho faty toy ny olo-meloka izy satria tsy nankato Ahy" # takiko amin'ny tananao ny ràny Fomba fiteny amin'ny fihazonana olona iray ho tompon'andraikitra na meloka amin'ny famonoana olona ity. DH: "ho entiko toy ny hoe namono azy ianao" Adikao toy ny tao amin'ny 3:16. # satria nampitandremana DH: "satria nampitandreminao izy"