plt_tn/ezk/03/10.md

384 B

raiso ao am-ponao ireo ary hatongilano amin'ireo ny sofinao

"tsarovy ireo ary henoy tsara"

Avy eo mankanesa any amin'ireo babo

Ny teny hoe "babo" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Babylona.

vahoakanao

"vondron'olonao." Ezekiela dia nipetraka tany Joda talohan'ny nitondran'ireo Babyloniana azy tany Babylona.

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.