plt_tn/ezk/03/10.md

16 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raiso ao am-ponao ireo ary hatongilano amin'ireo ny sofinao
"tsarovy ireo ary henoy tsara"
# Avy eo mankanesa any amin'ireo babo
Ny teny hoe "babo" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Babylona.
# vahoakanao
"vondron'olonao." Ezekiela dia nipetraka tany Joda talohan'ny nitondran'ireo Babyloniana azy tany Babylona.
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.