# raiso ao am-ponao ireo ary hatongilano amin'ireo ny sofinao "tsarovy ireo ary henoy tsara" # Avy eo mankanesa any amin'ireo babo Ny teny hoe "babo" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Babylona. # vahoakanao "vondron'olonao." Ezekiela dia nipetraka tany Joda talohan'ny nitondran'ireo Babyloniana azy tany Babylona. # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.