plt_tn/exo/40/17.md

664 B

Ary dia voatsangana ny tabernakely

DH: "Koa dia voatsangan'ny vahoaka ny tabernakely"

ny andro voalohan'ny volana voalohany

Io dia manondro ny herintaona taorian'ny namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Io dia nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 40:1.

tamin'ny taona faharoa

Io dia taona faharoa taorian'ny nitondran'i Yaveh ny vahoakany hivoaka avy tao Egypta.

Nananganana ny tabernakely i Mosesy

Mosesy no mpitarika. Nanampy azy mba hanangana ny tabernakely ny vahoaka.

tsangantsangany

tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana