plt_tn/exo/40/17.md

20 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary dia voatsangana ny tabernakely
DH: "Koa dia voatsangan'ny vahoaka ny tabernakely"
# ny andro voalohan'ny volana voalohany
Io dia manondro ny herintaona taorian'ny namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Io dia nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 40:1.
# tamin'ny taona faharoa
Io dia taona faharoa taorian'ny nitondran'i Yaveh ny vahoakany hivoaka avy tao Egypta.
# Nananganana ny tabernakely i Mosesy
Mosesy no mpitarika. Nanampy azy mba hanangana ny tabernakely ny vahoaka.
# tsangantsangany
tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana