# Ary dia voatsangana ny tabernakely DH: "Koa dia voatsangan'ny vahoaka ny tabernakely" # ny andro voalohan'ny volana voalohany Io dia manondro ny herintaona taorian'ny namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Io dia nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 40:1. # tamin'ny taona faharoa Io dia taona faharoa taorian'ny nitondran'i Yaveh ny vahoakany hivoaka avy tao Egypta. # Nananganana ny tabernakely i Mosesy Mosesy no mpitarika. Nanampy azy mba hanangana ny tabernakely ny vahoaka. # tsangantsangany tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana