plt_tn/exo/40/01.md

4 lines
239 B
Markdown

# ny andro voalohan'ny volana voalohan'ny taona vaovao
Ny taona vaovao dia manamarika ny fotoana izay namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana izany.