# ny andro voalohan'ny volana voalohan'ny taona vaovao Ny taona vaovao dia manamarika ny fotoana izay namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana izany.