plt_tn/exo/40/01.md

239 B

ny andro voalohan'ny volana voalohan'ny taona vaovao

Ny taona vaovao dia manamarika ny fotoana izay namonjen'Andriamanitra ny vahoakany hiala tao Egypta. Nitranga nanodidina ny antenantenan'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana izany.