plt_tn/exo/39/10.md

484 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nataon'izy ireo

"Nataon'izy ireo ny saron-tratra"

robia...jaspera

Mety tsy manana teny ho an'ny tsirairay amin'ireo vato ireo ny fiteny sasany. Ny tena zava-dehibe di a ny hoe sarobidy ireo ary samy hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:17.

Dia nasiana randram-bolamena ireo vato ireo

DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny randram-bolamena ireo vato"