# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nataon'izy ireo "Nataon'izy ireo ny saron-tratra" # robia...jaspera Mety tsy manana teny ho an'ny tsirairay amin'ireo vato ireo ny fiteny sasany. Ny tena zava-dehibe di a ny hoe sarobidy ireo ary samy hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:17. # Dia nasiana randram-bolamena ireo vato ireo DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny randram-bolamena ireo vato"