plt_tn/exo/39/10.md

16 lines
484 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nataon'izy ireo
"Nataon'izy ireo ny saron-tratra"
# robia...jaspera
Mety tsy manana teny ho an'ny tsirairay amin'ireo vato ireo ny fiteny sasany. Ny tena zava-dehibe di a ny hoe sarobidy ireo ary samy hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:17.
# Dia nasiana randram-bolamena ireo vato ireo
DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny randram-bolamena ireo vato"