plt_tn/exo/39/06.md

462 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

fitombokase

Io vato voasikotra izay nampiasaina mba hampipetaka sary amin'ny tombokase savoka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10.

zanak'Israely roa ambin'ny folo lahy

"zanaka 12"

araka ny nandidian'i yaveh an'i Mosesy

"araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.